Teny iditra mamabo (babo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany
¶ Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha
¶ Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Capturer, confisquer, piller [Abinal 1888]
Endriteny 
mamabo
namabo
hamabo
mamaboa
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

2013/09/06