Teny iditra mamadiditra (fadiditra (diditra))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mangorona manodidina: Iza no namadiditra ity tady ity tamin'ny tongodavarangana?
¶ Mandadina amy, mifadiditra amy...: Mamadiditra amin'ny hazo ny vahy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   entortiller, rouler autour, entrelacer: Aoka hamadiditra ity tady ity amin' ny filanjana isika mba hanamafy azy (Entortillons cette corde autour du bras du palanquin pour le consolider) [Abinal 1888]
Ny bikany  
mamadiditra
namadiditra
hamadiditra
mamadidira
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/12