Teny iditra mamafa (fafa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] mamaoka, manadio, mifafa [Rakotosaona 1972]
 Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra?
¶ Mamaoka: Mamafa vilia
Mitovy hevitra: manala loto ~ manraoka ~ mifafa ~ mifaoka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sweep [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 to wipe, to clear away [Richardson 1885]
Famaritana frantsay balayer; essuyer [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 rafler [Abinal 1888]
Endriteny 
mamafa
namafa
hamafa
mama
Teny mitovy hevitra mifafa
Ohatra 
1Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana? [Ravelomanana: Lalana, takila 41]
2Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 26]

Teny iditra mamafà (fafa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamafa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2017/09/05