Teny iditra mamafana (fafana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrara-pofona mantra: Endre! izany tsiotsiodrivotra namafana teo amin' ny ilay saham-boninkazo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamafana
namafana
hamafana
mamafàna

Teny iditra mamafàna (fafana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamafana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/08