Teny iditra mamaha (vaha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manaboraka: Mamaha vona
¶ manala fatorana: Mamaha alika
¶ manatsoaka: Mamaha zaigrafy
¶ manapaka (fanekena): Iza tamintsika àry no namaha ny fanekena voalohany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay détacher, délier, effiler un tissu
¶ figuré: rompre une convention [Abinal 1888]
Endriteny 
mamaha
namaha
hamaha
mamahà

Teny iditra mamahà (vaha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaha [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/10/27