Teny iditra | mamahan-tsofin-jaza | |
Singan-teny | mamahana ; sofina ; zaza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mampanantena zavatra ankizy, mampangina azy amin' ny fampanantenan-javatra azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To attempt to satisfy a child's wants by promises of food, lit. to feed the ears of a child (instead of its mouth). [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13 |