Teny iditra mamahatra (fahatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady
¶ Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [Abinal 1888]
Ny bikany  
mamahatra
namahatra
hamahatra
mamahara

Teny iditra mamahatra (vahatra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mamahatra
namahatra
hamahatra
mamahara

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/29