Teny iditra mamaho (faho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampifangaro, mangaro: Mamaho rano ny divay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to mix, to compound. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamaho
namaho
hamaho
mamahoa

2010/05/05