Teny iditra mamaingoka (faingoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hampifaraingo na hampibaraingo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bend, to curve, to make crooked. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamaingoka
namaingoka
hamaingoka
mamaingoha

2011/03/09