Teny iditra mamaka (faka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maka faka: Efa mamaka ity zanakazo ity ka aoka tsy hafindra intsony [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to root, to send forth roots; to go to the bottom of a thing in making inquiries or in learning. [Richardson 1885]
 to take root [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay prendre racine [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamaka
namaka
hamaka
mama

Teny iditra mamakà (faka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31