Teny iditra mamakafaka (fakafaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manontany mba hamotopototra; mandinika; manadihady [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to examine closely [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay examiner de près, faire une enquête [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamakafaka
namakafaka
hamakafaka
mamakafakà

Teny iditra mamakafakà (fakafaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamakafaka [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31