Teny iditra mamalana (valana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra!
¶ Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona
¶ Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy
¶ Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamalana
namalana
hamalana
mamalàna

Teny iditra mamalàna (valana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamalana [fitanisana]

Teny iditra mamalana (falana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn [Richardson 1885]

2011/10/29