Teny iditra mamalan-kira (falana, hira)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy manaraka ny tena feon-kira, na tsy mahatana feo, ka raha tsy lasa avo dia midina ambany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31