Teny iditra mamaly (valy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
¶ Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
¶ Manome valin-teny tsy amimpanajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamaly
namaly
hamaly
mamalia
Ohatra 
1Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy [Rajohanesa: Kintana]
3Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny [Andriamalala: Ranomasina]
4Tsy namaly I Feno [Andraina: Mitaraina]

Teny iditra mamaly (faly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to shoot [Richardson 1885]

2011/07/02