Teny iditra mamaly sitraka
Singan-teny mamaly ; sitraka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra: mamaly babena ~ mamaly bontana ~ mamaly fitia ~ manao sitraka enti-matory ~ misaotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15