Teny iditra |
mamanabana
(banabana (bana))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampidanadana, manao izay hampisokatra midanadana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Imp. And Rel. not used. To make wide open, as a door or lid. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ouvrir en grand [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamanabana |
Ny lasa : |
namanabana |
Ny hoavy : |
hamanabana |
Filaza mandidy : |
mamanabanà |
|
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
mamanabanà
(banabana (bana))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamanabana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|