Teny iditra mamandraka (fandraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka amin' ny fandraka, mampiasa fandraka: Tsy mahay mamandraka akory ise izany
¶ Mandresy lahatra
¶ Mamita, mahatontosa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to chisel, to mortice. [Richardson 1885]
 to chisel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ciseler, buriner [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamandraka
namandraka
hamandraka
mamandraha

2011/07/18