Teny iditra mamandrotra (fandrotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamatotra singory [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bind fast, to tie round by a belt or cord. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mamandrotra
namandrotra
hamandrotra
mamandrota

2011/03/09