Teny iditra mamangitra (fangitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamaritra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To mark out, to place boundary lines. In the provinces it means to cut, to clip, to dress the edges of anything, to cut a book. [1.2]
Ohatra Fa rehafa intelo aman' efatra izy no mifampikasoka amin' io tranombarotra io, dia hahalala mora foana fa Zaka no mitantana sy mamangitra ny làlana tsy maintsy hizorany. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamangitra
Ny lasa : namangitra
Ny hoavy : hamangitra
Filaza mandidy : mamangita, mamangira
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/10