Teny iditra mamango (vango)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tambahoaka] mamaly [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] mamely [Rakotosaona 1972]
   Mamely, mikapoka
¶ Manesokesoka, mandrapadrapaka, mihinana fatratra [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mamango
namango
hamango
mamangoa

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14