Teny iditra mamangoka (fangoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamandrika, mamela-pandrika, manolikoly [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to deceive by plausible representations, to delude. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamangoka
namangoka
hamangoka
mamangoha

2011/03/09