Teny iditra mamangy (vangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay
¶ Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao
Mitovy hevitra: miantrano ~ mitsidika ~ mitsirika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to visit; to send greetings by messenger or letter [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamangy
namangy
hamangy
mamangia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/03/08