Teny iditra mamangy manjò
Singan-teny mamangy ; manjò
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitovy hevitra: mamangy amin' ny fahoriana ~ mamao-dranomaso ~ manalady ~ miati-dranomaso ~ mitsapa alahelo ~ mitsapa fahoriana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20