Teny iditra mamankona (vankona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manadio hazo amin' ny vankona ho tonga malamalama tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to plane wood [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay raboter [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamankona
namankona
hamankona
mamankòna

Teny iditra mamankòna (vankona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamankona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/08