Teny iditra mamantaka (fantaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatsatoka, mandentika, mandetra tsatokazo amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to put a stake or a pin on something, to put a lance in a tree, etc. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mamantaka
namantaka
hamantaka
mamantaha

2011/03/09