Teny iditra mamantana (vantana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ
¶ Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika
¶ Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamantana
namantana
hamantana
mamantàna

Teny iditra mamantàna (vantana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamantana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/08