Teny iditra mamantatra (fantatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala
¶ Maminany: Mahay mamantatra ny toetra amin' ny soratra, hono, Rangahy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to try, to examine, to prove. [Richardson 1885]
 to try out, to examine [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay essayer, éprouver, examiner [Hallanger 1974]
Famaritana malagasy manao izay hanavahana [SLP 1986]
Famaritana frantsay identifier [SLP 1986]
Endriteny 
mamantatra
namantatra
hamantatra
mamantara
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2011/03/13