Teny iditra mamantoka (fantoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamantsika [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to nail, to fasten with nails. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mamantoka
namantoka
hamantoka
mamantoha

Teny iditra mamantoka (fantoka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   to bring an accusation against some one [Provincial] [Richardson 1885]
Ny bikany  
mamantoka
namantoka
hamantoka
mamantoha

Teny iditra mamantoka
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mampanantena [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2011/03/11