Teny iditra mamantsona (fantsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandefa rano ao anaty fantsona: Hain' ny dokotera ny mamantsona ronono ny marary tenda [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamantsona
namantsona
hamantsona
mamantsòna

Teny iditra mamantsona (fantsona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to nail with wooden pegs [Richardson 1885]

Teny iditra mamantsòna (fantsona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamantsona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/08