Teny iditra mamany (amany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka amany, mivalan-drano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pass urine. [Richardson 1885]
 to urinate (vulgar) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay uriner (vulgaire) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamany
namany
hamany
Sary 

2011/03/11