Teny iditra mamaoka (faoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manadio amin' ny fampandalovana lamba eo amboniny: Mamaoka vilia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to wipe [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay essuyer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamaoka
namaoka
hamaoka
mamaoha

2011/03/11