Teny iditra mamaotse
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mamitaka, manambaka: Ny soken-telo hoe ko ny olo telo izay mitadia mesa ro ta-hamaotse ny namane (Ny sokina telo ary ny olona telo ka izay mila antsy no te-hanambaka ny namany) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31