Teny iditra mamaraingo (faraingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga hifaraingo [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to bend anything like a hook. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamaraingo
namaraingo
hamaraingo
mamaraingoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31