Teny iditra mamarana (farana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo
¶ Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao
¶ Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border. [Richardson 1885]
 to bring to an end, to conclude [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay terminer, conclure [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamarana
namarana
hamarana
mamana

Teny iditra mamaràna (farana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarana [fitanisana]

2011/09/20