Teny iditra mamarapiaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mamirapiratra, manjopiaka: Ataovo soa ra ny maso fa raha mamarapiaka dia koa afo ny fitaratsa (Tandremo tsara re ny maso fa zavatra manjopiaka sahala ny afo ny fitaratra) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31