Teny iditra mamarina (varina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
¶ Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamarina
namarina
hamarina
mamana

Teny iditra mamarina (vary)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamary [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manomboha! [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31