Teny iditra mamaritsoka (faritsoka (ritsoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapoka amin' ny rotsakazo, kotopia, karavasy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to beat, to strike, to dab [Richardson 1885]
Famaritana frantsay fustiger, fouetter [Abinal 1888]
Endriteny 
mamaritsoka
namaritsoka
hamaritsoka
mamaritsoha

2019/08/25