Teny iditra mamatonalina (matona, alina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy misasak' alina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy midnight, nighttime [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay minuit, la nuit [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra Mamatonalina, sa efa hadiva haraina? [Andriamalala: Taolambalo, takila 93]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31