Teny iditra mamatotra (fatotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifehy: Mamatotra entana amin' ny kofehy
¶ Mandrohy: Mamatotra adala
¶ Managadra: Mamatotra mpangalatra amin' ny rojo vy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bind. [Richardson 1885]
 to tie, to bind [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay attacher, lier [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamatotra
namatotra
hamatotra
mamatora
Teny nalaina 

2011/10/27