Teny iditra mamatratra (fatratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manesika, manisika, mampiditra moly mba hifatratra tsara; mandetra, mampifanizina: Mamatratra mangahazo ao anaty gony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make to lie close, to make to be crammed (?). [Richardson 1885]
Endriteny 
mamatratra
namatratra
hamatratra
mamatrara

2011/03/11