Teny iditra mamatravatra (vatravatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao?
(orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely [1.1]
Tovy hevitra mivatravatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20