Teny iditra mamavatra (vavatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manataka kely
¶ Mamaha, mamelatra
¶ Mamosaka, mampiseho, manambara [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamavatra
namavatra
hamavatra
mamavàra

2010/05/14