Teny iditra mamay (fay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] manafay [Rakotosaona 1975]
 Manao izay hahafay, hahatonga olona tsy hamerina ny ratsy nataony intsony, manasazy
Mitovy hevitra: manasazy ~ manazy ~ mankafay [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to punish, to correct, to make to disrelish or dread, to create a dislike of. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamay
namay
hamay
mamaiza

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31