Teny iditra mamazana (vazana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaikitramafy
¶ Manery mba hanoka-bava sy nify: Izaho no aoka hamazana an' io zaza io raha tsy mety hisotro fanafody [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamazana
namazana
hamazana
mamazàna

Teny iditra mamazàna (vazana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamazana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11