Teny iditra mamazivazy (vazivazy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Tovolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-drainao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tease, to mock, to torment [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plaisanter, se moquer de [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mamazivazy
namazivazy
hamazivazy
mamazivazia
Teny nalaina 

2013/03/11