Teny iditra mamba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   voay ngeza [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   Biby mandady lehibe misy tongony efatra [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a crocodile (a Bantu word) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   crocodile (mot bantou) [Hallanger 1974]
   caïman [Rajemisa: Vakoka]
Ohatra  
1Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve? [Andriamalala: Zazavavindrano]
2mikaretsaka ny mamba tsy mahita [Fox: Hainteny, laharana 294]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ trimo ~ vily ~ voae ~ voay
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny mamba itý (1): Bemamba
Sary  

Teny iditra mamba
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona goavambe
¶ Olona be tenda, be kibo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Se disait des colosses et des goinfres [Veyrières 1913]

Teny iditra Mamba
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (haitany) [firaketana]
Dikanteny frantsay   Affluent de l' ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo [3.1]
Voambolana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/01