Teny iditra mambabo (babo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to capture, to seize [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Capturer, confisquer, piller [Abinal 1888]
 capturer, saisir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mambabo
nambabo
hambabo
mambaboa
Tsipelina hafa 

2013/09/06