Teny iditra mamba miandry
Singan-teny mamba ; miandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny loza efa manao andry maso
Ilazana koa ny mpiandry ny hafa amin' ny antsojay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Caïman au guet. Se disait de quelqu' un qui épie et attend une occasion. [2.415]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14