Teny iditra mambata (bata)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra: Olona telo lahy no nambata ilay gony nisy fonjam-by [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to lift, to raise, to carry. [Richardson 1885]
 to lift, to carry in the hands [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay soulever ou porter avec les mains [Hallanger 1974]
Endriteny 
mambata
nambata
hambata
mambatà
Teny mitovy hevitra mambeta ~ mibata

Teny iditra mambatà (bata)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambata [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11