Teny iditra mambeta (beta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manainga zava-mavesatra amin' ny tanana roa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mambeta
nambeta
hambeta
mambetà
Teny mitovy hevitra mambata

Teny iditra mambetà (beta)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambeta [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11